ah! merci [email]t@le[/email] retroaction an! arahabaina tokoa aloha maman eee!!!! sy ireo maman com rehetra ko na aty na any dago!! na ilay future maman efa miandry qqs semaines ko aza eeeee!!!!!!
raoviana iany le fanapahana volon-jaza mumjunior a? tara be nge za [email]t@iny[/email] andro iny e! grave!
miala tsiny aloha le t@ dimanche fa tena nisy fivorianmpianakams be samedi d aveo nitohy dimanche tena tsy ampy dodo mintsy ny tenanay!! vizana tanteraka fa jt'sms refa ande za
bisous d mampamangy an